À la une
60 TAONA NY FAHALEOVANTENA – Miantso fiaraha-mientana ny Filoha Rajoelina
24

2424.mg Actualité & Reportages

26 juin 2020

60 TAONA NY FAHALEOVANTENA – Miantso fiaraha-mientana ny Filoha Rajoelina

Firaisan-kina no lakilen’ny fampandrosoana, hoy ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina nandritra ny kabariny nanamarihana ny faha-60 taonan’ny Fahaleovantena. Niantso ny olom-pirenena sy ny hery velona isan-tsokajiny izy hiara-kibanjina ny ho avy sy hiara-kientana ho an’ny 60 taona manaraka.

Araho eto amin’ny pejin’ny www.2424.mg manomboka ny 26 Jona ny fandaharana manokana mikasika ny faha-60 taonan’ny Fahaleovantena

Andry RajoelinaIndépendance

Les commentaires sont fermés pour cet article.

Chargement des commentaires...

Articles similaires