ANGOVO – Herinaratra mora atolotry ny Jirama

ANGOVO – Herinaratra mora atolotry ny Jirama

Maromaro ihany izay fampanantenana ataon’ny Jirama izay. Anisan’izany ny herinaratra mora, fampidirana herinaratra mora, fanaovana fangatahana mora amin’ny alalan’ny Jirama mitety vohitra na ny Jiramobila. Haharaka ve ny orinasa? Ny valin-tenin’ny tale jeneraliny, Vonjy Andriamanga.

Quitter la version mobile