Fifidianana ben’ny tanàna – Tonga namita ny adidiny amin’ny maha olom-pirenena azy teny amin’ny birao fandatsaham-bato teny Ambatobe ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ny vadiny anio maraina. Nilaza izy tamin’izany fa zava-dehibe ary hamaritra ny hoavin’ny tanàna rehetra manerana ny nosy izany fifidianana izany.
FIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA
- Categories: À la une, Actualité, Politique
- Tags: CommunalesÉlectionsMunicipales
Contenu Similaire
EMPLOI - Madagascar et Maurice renforcent l’encadrement de la mobilité des travailleurs malgaches
par
2424.mg Actualité & Reportages
19 août 2026
Une unité semi-industrielle implantée à Sambaina pour transformer les produits agricoles du Vakinankaratra
par
2424.mg Actualité & Reportages
19 août 2026
FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO - Olona enina amby telopolo notsaboina tao amin’ny hopitaly HJRA taorian’ny fihinanana kopoze sy mofo sesika teny Ambatomaro
par
2424.mg Actualité & Reportages
18 août 2026
FOOTBALL – Patrick Vieira nommé sélectionneur des Lions de la Teranga par la Fédération sénégalaise
par
2424.mg Actualité & Reportages
18 août 2026