Iza moa izy ireo? Inona no nahatonga azy ireo hanapa-kevitra ny hilatsaka hofidiana ben’ny tanàna any amin’ny faritra misy azy? Nihaona tamin’ireo ireo tanora mpanao gazety frankofona ary nanontany azy ny tena nandrisika azy ireo.
Fiaraha-miasan’ny 2424.mg sy ny Friedrich Ebert Stiftung Madagascar
