FITSIPI-PANORATANA – Kamban-teny sy fanakambanan-teny

FITSIPI-PANORATANA - Kamban-teny sy fanakambanan-teny

Hainao ve hoe rahoviana no Mila tsipi-panohizana ny teny roa rehefa akambana ary rahoviana no azo atambatra ? Ohatra hoe fiaraha-monina sy fiarahamonina ? Ndao indray hiaraka hianatra amin-dramatoa Oliva Ramavonirina.

Quitter la version mobile