À la une
KAMO BE TENDA NY TANORA ANKEHITRINY
24

2424.mg Actualité & Reportages

13 décembre 2019

KAMO BE TENDA NY TANORA ANKEHITRINY

KAMO BE TENDA NY TANORA ANKEHITRINY – Tsy ampy famoronana ny tanora ankehitriny fa tafiditra anatin’ny kolotsainan’ny moramora, sy ny maimaika. Manome laka ny fakan-tahaka eo amin’ny fiaraha-monina misy antsika ankehitriny anefa izany hoy i Ambinina Ramanantsoa, mpandinika ny fiaraha-monina.
Ambinina Ramanantsoa – Mpandinika ny fiaraha-monina
Faralalao Randrianjafy – Mpanabe

JeunessePodcast

Les commentaires sont fermés pour cet article.

Chargement des commentaires...

Articles similaires