Ny volana aprily dia fotoam-pararano ho an’ny tantsaha mpamboly vary. Maro ny asa atao eny an-tsaha araka izany ka mifanotrona ny mpiray tanàna rehefa “hanao vary”. Ao ny mijinja vary, ny mifehy ny salohim-bary, ny mitaom-bary, ao koa ireo mively eny am-panoloana ary manaha vary raha mikarakara sakafo kosa ny hafa. “Ny valintanana” dia fitsipi-pifehezana mbola iainana eny amin’ny tontolo ambanivohitra, ary azo lazaina fa manampy amin’ny fifamatoran’ny mpiara-monina mihitsy aza. Isany mbola mandala tanteraka izany ny tantsaha ao amin’ny distrikan’Andramasina.
MPAMBOLY VARY
- Categories: À la une, Actualité, Reportages, Social
- Tags: AgricultureRiz
Contenu Similaire
SPORTS BOULES – Les jeunes champions du monde de pétanque de Santa Susana décorés de l’Ordre national
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
ÉNERGIE – La Jirama prévoit une révision de ses contrats avec les producteurs privés d’électricité
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
EXAMEN OFFICIEL – 51,57% de réussite au baccalauréat 2026 dans les régions Atsinanana et Alaotra-Mangoro
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
SANTÉ – Divers projets de modernisation en vue pour les 135 ans du centre hospitalier de Soavinandriana
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
PARLEMENT – Des raisons sanitaires évoquées pour expliquer l’annulation du Forum parlementaire de la SADC à Madagascar, selon l’Assemblée nationale
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026