À la une
Nosokafan’ny Shell Madagascar ny 18 desambra lasa teo ny fahafahana mandoa vola amin’ny alalan’ny carte visa
24

2424.mg Actualité & Reportages

28 décembre 2020

Nosokafan’ny Shell Madagascar ny 18 desambra lasa teo ny fahafahana mandoa vola amin’ny alalan’ny carte visa

Nosokafan’ny Shell Madagascar ny 18 desambra lasa teo ny fahafahana mandoa vola amin’ny alalan’ny carte visa eny amin’ny station Shell eran’ny Madagasikara. Hihatra amin’ny tobintsolika 61 amin’ireo 74 eran’ny nosy izany hatramin’ny faran’ny volana Janoary 2021. Tafiditra anatin’ny politika fanatsarana ny tolotra ary ahafahana manakaiky kokoa ny mpanjifa izany hoy ny Tale Mpitantana ny Shell Madagascar.

Partenariat

Les commentaires sont fermés pour cet article.

Chargement des commentaires...

Articles similaires