Ny tanjon’ny fandaharan’asa « Fihariana », dia hampivelatra sy hanampy ny sehatr’asa ara-toekarena amin’ny fampiroboroboana ny famoronan’orinasa, sy famoronan’asa, ho an’ireo tanora sy vehivavy any amin’ny faritra sy ny distrika manerana ny Nosy. Ny fototry ny « Fihariana » dia ny hanamora ny fampindramam-bola ho an’ny vehivavy sy ny tanora mpamorona amin’ireo filam-bola ho enti-mamokatra eo amin’ny fananganana, na fampivelarana, ny ambaindain’ny orinasan’izy ireo. Fanapariahana fomba famatsiam-bola, amin’ny endriny vaovao, no tanjon’ny « Fihariana » andraisan’ny Fanjakana foibe, ireo rantsamangaikan’ny Tranoben’ny varotra sy ny indostria, ireo fikambanam-behivavy sy tanora mpandrahara ara-toekarena, ary ireo Mpamatsy vola mba hanamora ny fahazoan’ny mpamorona orinasa misambo-bola, izany rehetra izany mba ho fandraisan’anjaran’ny rehetra amin’ny fampandrosoana isam-paritra.
TETIKASA FIHARIANA
- Categories: À la une, Actualité, Économie
- Tags: EmploisInvestissementServices financiers
Contenu Similaire
SPORTS BOULES – Les jeunes champions du monde de pétanque de Santa Susana décorés de l’Ordre national
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
ÉNERGIE – La Jirama prévoit une révision de ses contrats avec les producteurs privés d’électricité
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
EXAMEN OFFICIEL – 51,57% de réussite au baccalauréat 2026 dans les régions Atsinanana et Alaotra-Mangoro
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
SANTÉ – Divers projets de modernisation en vue pour les 135 ans du centre hospitalier de Soavinandriana
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026
PARLEMENT – Des raisons sanitaires évoquées pour expliquer l’annulation du Forum parlementaire de la SADC à Madagascar, selon l’Assemblée nationale
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 août 2026