VAOVAO – MINUTE FLASH 01 JONA 2021

VAOVAO - MINUTE FLASH 01 JONA 2021

– VALANARETINA : Olona roa no matin’ny covid-19, teto Analamanga avokoa
– BAREA : Hamoaka ny lisitr’ireo mpilalao voaantso hiatrika ny fampivondronana amin’ny volana Jona i Éric Rabesandratana
– PARLEMANTA : Nahemotry ny solombavam-bahoaka ny fandinihana ny tolodalana mahakasika ny fahazoana ny zom-pirenena malagasy
Quitter la version mobile