– RAHARAHAM-PIRENENA : Tsy maintsy vitaina ireo foto-drafitrasa izay efa natomboka, hoy Andry Rajoelina androany tany Marovoay
– FITATERANA – Nidina nanala ireo olona tsy nanara-dalàna nanely vary teny ambonin’ny lalana sy ireo mpanasa fiara amoron-dalana ny ministeran’ny Asa Vaventy
– JIRAMA – Nitokona ny mpianatra mipetraka amin’ny cité universitaire eny Ankatso noho ny fahatapahan’ny rano
– TOETR’ANDRO – Amin’ny herinandron’ny 06 hatramin’ny 12 Febroary 2023 no hisy fepetra vinavinaina hanome vahana fiforonana rivodoza ao amin’ny ranomasimbe
