– ANGOVO : Tsy maintsy nanapaka ny jiro ny Jirama androny maraina noho ny fihotsahan’ny andrin-jiro teny Andralanitra
– VALANARETINA -:Tsy maintsy mihinana fanafody avy hatrany dieny mahazo ireo marary maka izany eny amin’ny CSB II.
– VALANARETINA : Olona valo no lavon’ny valan’aretina Covid-19, 583 kosa ireo tranga vaovao ny talata 13 Aprily.

