-TSY FANJARIAN-TSAKAFO : Koba Fenosoa 250 kilao ireo fianakavian’ireo olona marary ao amin’ny CHRR Ambovombe
– FITANTANANA NY TANANA – Asa tsy maintsy hirosoana ny fandaminana ny tanàna ka tsy tokony hihemotra ny kaominina
– ASA – Manamafy ny fepetra mihatra amin’ireo mpiasa vahiny miasa any aminy ny Nosy Maorisy















