Actualité
VAOVAO – MINUTE FLASH 23 JANOARY 2023…
24

2424.mg Actualité & Reportages

23 janvier 2023

VAOVAO – MINUTE FLASH 23 JANOARY 2023…

– LOZA : Mpanamory iray namoy ny ainy tamin’ny fianjeran’ny fiaramanidina nentiny
– VALAN’ARETINA : Olona iray no namoy ny ainy vokatry ny aretina Covid-19
– RIVO-DOZA CHENESO : Naharay fanampiana avy amin’ny Sultana Oman ny fanjakana malagasy
– FIARAHA-MIASA : Manohana ny fikambanana IECD Madagascar ny Inviso Group

Minute flash

Les commentaires sont fermés pour cet article.

Chargement des commentaires...

Articles similaires