VAOVAO – MINUTE FLASH 24 MARTSA 2023

– BAOLINA KITRA : Nihazo an’i Cameroun androany zoma ny Barea, nantsoina handrafitra ny ekipa i Tendry Randrianarijaona sy Ando Razafindrazaka
– Fifidianana : Any amin’ny 09 aogositra no tokony handray ny didim-panjakana hanamafisana ny daty natolotry ny CENI ny governemanta.
– FAHATAPAHAN-DALANA : Manodidina ny Ambohijatovo sy Ampasapito no hisy fahatapahana ny lalana eto Antanarivo renivohitra mandritra ny fahatsiarovana ny 29 martsa
– FITSARANA : Niala tsy ho mpikambana ao amin’ny Komity mpanara-maso eo anivon’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly, PAC, ny Firaisamonim-pirenena

Quitter la version mobile