VAOVAO – MINUTE FLASH 30 JONA 2021

VAOVAO - MINUTE FLASH 30 JONA 2021

– VALANARETINA- Olona efatra no maty noho ny covid-19 tato anatin’ny roa andro
– TETIBOLA- Lany teo anivon’ny Antenimierampirenena ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana nasiam-panintsiana, izay nampiakatra ny tetibola ho an’ny Antenimiera.
– FITANTANANA- Mitaky ny fialan’ny Minisitry ny paositra, ny fifandraisan-davitra sy ny haitao ara-kajy mirindra ny mpiasan’ny paositra
Quitter la version mobile