
24
2424.mg Actualité & Reportages
16 octobre 2026
OHABOLANA – “Antidahim-posy: antitry an-drañon’ôlo”
Raha toa ka tsy mahafantatra ohabolana maneho ny maha-zava-dehibe ny fihariana dieny tanora ianao dia maneho izany ity ohabolana ity.
Fitaovana enti-manabe ny tanora sy ny taranaka mifandimby ny ohabolana ary manampy amin’ny fitahirizana ny fomba fisainana sy ny soatoavina malagasy.
Ohabolana maro no maneho izay maha fitaovana fitondrana fananarana izay.

